Miarahaba tompoko, <RAZAFIMANANTSOA Lantoson Andry Eric> no anarako, monina eto Madagascar Antananarivo Ambohipo Izaho dia teraka tamin'ny 20 may 2004. Maro ny fialamboly tena tiako toy ny _football, _tennis, _fanorona sns

Ny asan'ny raiko mo dia pastora amin'ny fiangonana "PENTEKOTISTA MITAMBATRA":UPCI

Efa maneran-tany io fiangonana, eto mada izao efa miisa 1000 (arivo) mahery ny isany.