DescriptionAmbohidrabiby et le nouvel an malgache.JPG
Français : C'est à Ambohidrabiby qu'à lieu la première célébration officielle du nouvel an sous le règne de Ralambo en 1575 ap Jc. Première capitale du royaume merina, Ambohidrabiby figure parmi les 12 collines saintes des royaumes merina et du royaume de Madagascar. De nos jours encore, à chaque première lune la plus proche de l'équinoxe du 21 mars ou tsinambolan'alahamady, les natifs d'Ambohidrabiby y organise la célébration du nouvel an malgache ou taombaovao malgache
Malagasy : Teo Ambohidrabiby no nankalazaina voalohany tamin'ny fomba ofisialy tamin'ny taona 1575 ny taombaovao ka alahamadibe no niantsoana izany fankalazana izany izay ny mpanjaka Ralambo no namorina azy. Ny mpanjaka Ralambo dia ao Ambohidrabiby ny fasany. Ambohidrabiby no renivohitry ny fanjakan'i Ralambo ary rehefa mankalaza ny taombaovao fahizay dia eo Ambohidrabiby no mankalaza voalohany toy ny mandrehitra afo tsy maty sy mamono omby vao mahazo mankalaza ny vohitra sy tanàna sisa. Ambohidrabiby koa dia isan'ny ireo tendrombohitra 12 masina tamin'ny fanjakana merina sy fanjakan'i Madagasikara satria misy ny fasan'ny 12 manjaka izy dia ny fasan'i Mpanjaka Rabiby sy ny mpanjaka Ralambo. Ambohidrabiby koa no natao hoe " Hasin'Imerina" satria ao Ambohidrabiby no misy ny hasina fototry ny fanjakana merina, ny hasina dia hery tsy hita maso avy amin'Andriamanitra sy ny razana sy ny tontolo. Ankehitrio, isaiky ny tsinambolan'ny alahamady izay andro voalohany amin'ny taona malagasy (mifanandrify amin'ny andro tsinambolana akaiky indrindra ny ekinoksa ny 21 mars amin'ny calendrier gregoriana) dia misy hatrany ny fankalazana ny taombaovao malagasy eo ambohidrabiby izay karakarain'ny taranaka ambohidrabiby
de partager – de copier, distribuer et transmettre cette œuvre
d’adapter – de modifier cette œuvre
Sous les conditions suivantes :
paternité – Vous devez donner les informations appropriées concernant l'auteur, fournir un lien vers la licence et indiquer si des modifications ont été faites. Vous pouvez faire cela par tout moyen raisonnable, mais en aucune façon suggérant que l’auteur vous soutient ou approuve l’utilisation que vous en faites.
partage à l’identique – Si vous modifiez, transformez, ou vous basez sur cette œuvre, vous devez distribuer votre contribution sous la même licence ou une licence compatible avec celle de l’original.